|
|
|
|

Teny iditra1  mandrosy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mifanositosika, mifanitsaka [Taimoro] [1.78]
4 manosika, mandronjina [Taisaka] [1.78]
5 mifanositosika, mifanitsaka, manery [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  mandrosy, 6 somandry, 7 sondramy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12