Entry (1/2) | 1 mandrotsirotsy |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 rotsirotsy |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manasavilivily (zaza) eo amin' ny sandry mba hampatory na hampangina azy, na hahafinaritra azy fotsiny |
Explanations in English |
9 [1.7] to rock and soothe a baby; to soothe, to deceive |
Explanations in French |
10 [1.8] balancer et endormir un enfant en murmurant |
Entry (2/2) | 11 mandrotsirotsy |
Part of speech | 12 adjective |
Root | 13 rotsirotsy |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Enti-milaza ny hoditra misy fivontosana kely madinika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |