|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandrovo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Omby mainty misy pentimpentina fotsy manerana ny vatany [Tsimihety] [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Soratr' omby

Teny iditra (2/2)5  mandrovo
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  7 (boeuf) dont les cornes se rapprochent. [Tankarana] [1.19]
Tsanganana sy sary iray takila  8  Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra  mandrovo, 9 mavondro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12