|
|
|
|

Teny iditra1  mandry fahalemana
Singan-teny  2 mandry, 3 fahalemana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 milamina tsy misy fikorontanana [1.1]
Ohatra  6  Mandry fahalemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [1.1#406]
Tovy hevitra  7 mandry feizay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12