|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maneheña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 manomboka [Betsileo] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  maneheña
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 miankina, mitehina: Aza maneheña amin'io hazo ioio fa boboka any moa io ko nge mienjika eo (Aza mitehina amin'io hazo io fa lo anie io ka ndrao mianjera eo) [Betsileo] [1.78]
Tovy hevitra  7 manehaña

Fivaditsoratra  8 henemana, maneheña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17