|
|
|
|

Teny iditra1  maneho
Fototeny  2 seho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamboraka mba ho hita, mampiseho (raha zavatra ara-tsaina na ara-panahy no lazaina): Maneho fahendrena izany fihetsika izany ~ Tonga izahay, tompoko, haneho fiaraha-miory aminareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to exhibit, to display [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 montrer, exhiber [1.8]
7 présenter, montrer, faire apparaître, exhiber, représenter, révéler [1.13]
Ohatra  8  Ny tapatapany amin' ny tantaram-pirenena iankinan' ity lahatsoratra ity dia maneho zava-marina avokoa. [2.472]
9  maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka. [2.470]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 hemano, maneho, 15 mañohe, 16 mohàñe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12