|
|
|
|

Teny iditra1  manendro
Fototeny  2 tendro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandray zavatra amin' ny tendrony
5 Mananika eny an-tendrony (havoana). [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  manendro, 11 manondre, 12 menandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09