|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manenjan-tsandry |
| Singan-teny | 2 manenjana, 3 sandry |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mihaika, mihantsy olona hiady
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Tendre le bras ou le raidir pour défier quelqu' un. Figuré: Provoquer quelqu'un
[2.415#3478] |
| Tovy hevitra | 7 maninji-tsandry |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|