|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manentsin-tadiny |
| Singan-teny | 2 manentsina, 3 tadiny |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tsy mihaino na tsy miraharaha torohevitra na fananarana atao aminy
[1.1#615] 6 manampin-tsofina, tsy mety mihaino na mody tsy mandre izay lazaina aminy [1.1#904] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to stop one's ears, to refuse to listen
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 se boucher les oreilles
[1.8] |
| Ohatra |
9 Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna
[2.996]
10 dia hanentsin-tadiny amin'ny marina izy ireo, fa hanongilan-tsofina amin'ny angano foana. [2.996] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|