|
|
|
|

Teny iditra1  manerinerina
Fototeny  2 erinerina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Miharihary eo amin' ny toerana avo sy mazava tsara: Manerinerina eo an-tampon' Antananarivo i Manjakamiadana [1.1]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02