|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mañeritsy |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mieritreritra, misaina, mibanjina
[Taimoro]
[1.78] 4 mieritreritra, misaina [Bara] [1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 5 mañeritsy |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mibanjina
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 8 maneritsy |
| Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 maka tahaka amin'ny sangisangy
[Taisaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | maneritsy, mañeritsy, 11 ministera, 12 mirañitse, 13 simenitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|