|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 maneseky |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 manafaingana
[Taimoro]
[1.78] 4 manafaingana , mihoa-pampana (rano) [Bara] [1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 5 maneseky |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mifanositosika
[Taimoro]
[1.78] 8 mifanositosika, mifanitsaka, manery [Bara] [1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|