|
|
|
|

Teny iditra1  manesika
Fototeny  2 sesika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manosika zavatra an-detrezana mba hiditra ao anaty zavatra hafa iray: Manesika hanina zazakely
5 Manisy sesika: Manesika ondana [1.1]
6 manisika zavatra ao anatiny hampibontsina azy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 to stuff in, to push in by a force [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 fourrer dans; faire entrer par la force [1.8]
9 rembourrer [1.13]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  manesika, 14 mañisake

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17