Entry | 1 manesotra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 esotra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manala amin' ny toerana misy azy: Antsoy i Beva hanesotra ireto entana ireto Mandroaka: Hanesotra mpiasa dimy, hono, ny mpampiasa amin' ny faran' ny volana Mametraka tsy hiasa: Ny Filoha mihitsy no nanesotra ny lehiben' ny Fivondronana tao Ananona |
Anagrams | 9 manesotra, manoratse |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |