|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manesy
Fototeny  2 sesy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao zavatra tsy miato: Nanesy nitsidika anay nandritra ny havaloana i Soa dia tsy nipoitra intsony indray [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  manesy
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 manolotra [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  manesy, 12 simena, 13 sinema

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17