|
|
|
|

Teny iditra1  manetriketrika
Fototeny  2 hetriketrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Malaza dia malaza, be renty, makotrokotroka (lanonana, fety...): Nanetriketrika ny lanonana tamin'ny 26 Jiona [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 mangetrika, mangetriketrika
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02