|
|
|
|

Teny iditra1  manetsika
Fototeny  2 hetsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manova toerana: Aza manetsiketsi-tongotra
5 Mampanonja; mampihevingevina, mampitopatopa: Manetsika ny ranomasina ny rivotra
6 Mamoha, mampipoaka indray: Tsy tokony hanetsika iny raharaha iny intsony ianao
7 Mampientana: Nanetsika ny foko loatra ilay hira tao
8 Mahatonga, miteraka: Manetsika ny alahelony ny fahitana ny fasana ilevenan' ny zanany
9 Mamadika, mamono lamba: Hanetsika an-dry Ramianoka sy Ratsizehena izahay, taona any [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 remuer, agiter, remettre sur le tapis [1.3]
Ohatra  11  Hafa ny mozika mahafinaritra sy manetsika azy ankehitriny. [2.436#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16 tsindry tsy manetsika lohasoratra

Fivaditsoratra  17 manatsike, 18 manekatsy, 19 mañetsaky, manetsika, 20 mañitsake, 21 mekanista

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09