|
|
|
|

Teny iditra1  manevokevoka
Fototeny  2 evokevoka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny andro mafana aoka izany, misy rivotra toa manempotsempotra [1.1]
Ohatra  5  Ary ao an-day mafana dia mafana, ka tsy azoko itoerana, ary tsy hatelemam-bary fa manevokevoka. [2.59#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12