|
|
|
|

Teny iditra1  manezaka
Fototeny  2 ezaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manenjana, maninjitra
5 Manao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Nanezaka ise tamin' itỳ volana itỳ matoa nahazo voalohany
6 Manomboka: Nanezaka nitomany ilay zaza raha vao lasa reniny
7 Maka an-keriny; manao angovy: Aza manezaka zavatr' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to strive hard [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 faire un gros effort [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12