|
|
|
|

Entry1  mangafoka
Part of speech  2  adjective
Root  3  hafoka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Maimaina kely rano
Tsy mifatratra tsara fa mibohabohaka
Makafoka
Mararirary toa maimaina ny ambavafo

Anagrams  5  famangoka, mangafoka

Updated on 2025/07/29