|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mangaka |
| Fototeny | 2 haka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mazavazava ratsy: Mangaka ny lanitra amin' ny dimy maraina
5 Maina (fiteny amin' ny tanda izay tsaroana toa maimaina any anatiny any): Mangaka izany ny tendako azon' ilay vovoka nandalorana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 light, brilliant, luminous, dimly conspicuous.
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 7 mena mangaka |
| Teny iditra (2/2) | 8 mangàka |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 misy faritra mitriatra kely nefa tsy vaky tanteraka
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 fêlure, fêlé
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 12 makanga, mangàka, mangaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|