|
|
|
|

Teny iditra1  mangalahala
Fototeny  2 halahala
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny rano madio fotsy toy ny azo itarafana, madio dia madio, mangarangarana: Rano mangalahala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 glittering, shining, as quicksilver. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12