|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mangananganana |
| Fototeny | 2 hananganana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Mangananganana ny voan' ny aviavy
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5 manganana |
| Teny iditra (2/2) | 6 mangananganana |
| Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 briller, être luisant. (hanakànana).
[Tankarana]
[1.19] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|