|
|
|
|

Teny iditra1  mangarika
Fototeny  2 harika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mijery manao maso mitsivalana amin' ny sasany, mariky ny hasosorana, tsy fitiavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to look askance, to stare at obliquely, to scowl at. [1.2]
6 to scowl, to glare at [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 regarder de travers, avec colère [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mangarika, 13 mikaranga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17