|
|
|
|

Teny iditra1  mangarom-biby an-davaka
Singan-teny  2 mangarona, 3 biby, 4 lavaka
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 mitady loza izay tsy tokony ho avy akory
7 misikotra teny mbola tsy mivoaka akory noho ny tsy faharetana [1.1]
Mpanahaka  8  sakamatorykaalambolombava

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12