|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mangebaka
Fototeny  2 hebaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 foana ao anatiny, ka mipempo na mifetaka toy ny kibo noana na ny baolina fingotra tsy misy rivotra manabontsina azy [1.10]
5 Noana, reraka, foana ny ao anaty: Mangebaka izany ny kibo ka aoka aloha hisakafo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 ravenously hungry; used also of a bag that had been crammed full but is now partially empty. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 vide, avoir faim [1.3]

Teny iditra (2/2)8  mangebaka
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 loaka, lempona [Bezanozano] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17