|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mangeroka
Fototeny  2 heroka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mangidy izaitsizy: Tsy tiako io fanafody io fa mangeroka ohatra ny vahona [1.1]
Ohatra  5  mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena. [2.472]
Tovy hevitra  6 mangerokeroka

Teny iditra (2/2)7  mangeroka
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9 manakenda [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  10 mangaroke, mangeroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17