|
|
|
|

Teny iditra1  mangidihidy
Fototeny  2 hidihidy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahamaimay ny hoditra ka maniry ny hohaotraorina: Mangidihidy ny lamosiko fa haotraory kely
5 Maniry mafy ta hanao zavatra: Mangidihidy ta handihy ny tongotro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be itchy; to want to do something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 avoir des démangeaisons; avoir envie de [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  11 mangidihidihelika
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17