|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mangina
Fototeny  2 gina
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 manirery [Bara] [1.78]
5 Tsy miteny: Taorian' izay teny izay Lay dia nangina ary nipetraka
6 Mitsahatra mitomany: Norotsirotsina i Baotiana vao nangina
7 Tsy misy tabataba, tsy andrenesana tabataba: Mangina ety ambanivohitra izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be silent [1.2, 1.7]
9 solitary, quiet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 garder le silence, cesser de pleurer, être silencieux [1.3#191]
11 silencieux; solitaire [1.8]
Ohatra  12  Dia mangina ilay zaza. [2.606#]
13  Mangina fa avelako eto ity. [2.117]
14  Mangina no mety, rey olona. [2.528]
15  Miara-mangina ny mpamangy sy ny vangiana. [2.245#]
Kamban-teny rehetra  16 vokatra manginy
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Teny iditra (2/2)18  mangina
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 (de hina : entente, accord tacite). Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae).
21 L'infusion en était administrée aux paranoïaques, pour que leur esprit se remette en bon accord avec leur corps.
22 On dit ce mot aux bébés qui crient très fort pour les calmer [Merina, Tanala] [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  25 manangy, mangina, 26 maninga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17