|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangintsina |
| Fototeny | 2 hintsina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 marenina sy donto azon' ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina ny sofiko amin' ny tabataba-masinina ato avaratra
5 mamolivoly: Mangintsina ny tongotro azon' ny hatsiaha mamirifiry 6 manaintaina: Mangintsina, hono, ny tanany fa voatsindron' ny fanjaitra 7 leo, madilo: Inona no tena marinamomba an' io raharaha lo fa efa mangintsina ny sofina amin' ny tsaho mandeha? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to ring (of the ears)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 tinter (se dit des oreilles)
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 13 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|