|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangirana |
| Fototeny | 2 hirana |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka
5 Mamiratra, mangilohilo: Mangirana ery izany 6 raronao izany 7 Mora kokoa, misy hihoriranana 8 Tsisy hevitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to have chinks through which the light shines
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 brillant
11 laisser appaître la lumière par des fentes [1.8] |
| Ohatra |
12 hoy Rivo nanomboka hahita mangirana.
[2.529]
13 Manao ahoana, madio sy mangirana tsara! [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 17 mangirangirana |
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 mangarìna, mangarina, mangirana, 21 ramangina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|