| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 mangirika | 
| Fototeny | 2hirika | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Mandoaka: Nisy jiolahy nangirika ny rindrinay halina Mitady hahalala, mangaroka: Nangirika mafy ny resatsika Rasoa fa tsy nilaza na inona na inona aho Maniry mafy ny hahazo, mangataka: Nangirika mafy itỳ trano itỳ tokoa, Rakoto, fa tsy namidiko [1.1]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |