|
|
|
|

Teny iditra1  mangitakitaka
Fototeny  2 hitakitaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mipararetra, mihenavelona: Mangitakitaky ny tahotra aho
5 Taitra, mivadi-po: Tsy nangitakitaka izy na dia kely ahory aza, nefa teo am-bavan' ny fahafatesana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to tremble, to shake, as leaves or the voice; to palpitate, or to be in pain, as the heart or one's bones [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 palpiter, être émotionné [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12