|
|
|
|

Teny iditra1  mangorakoraka
Fototeny  2 horakoraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangorakoraka ny mahantra io vehivavy to [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be moved with pity or compassion; to be stirred in one's heart [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 s'apitoyer, être ému [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11 mangoraka

Fivaditsoratra  12 mangarokaroka, mangorakoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17