|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mania
Fototeny  2 sia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha amin' ny lalan-diso: Ondry mania
5 Miala amin' ny lalan' ny fahamarinana [1.1]
Ohatra  6  Fatory kofehy tsirairay ny tongotr' ondry, ka afatory amy ny valahanao, ka izay mania dia sariho hiverina. [2.293]

Teny iditra (2/3)7  mañia
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9 mitory amin'ny Fanjakana [Taisaka] [1.78]
10 manenjika [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/3)11  Mania
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13 Renirano. 280 km. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 Grande rivière de la région nord du Betsileo, affluent de la
15 Tsiribihina.
16 Au contraire du Mahajilo,
17 autre affluent de ce fleuve
18 et qui draine les eaux du versant ouest de l'Ankaratra,
19 la Mania draine celles du sud de l'Ankaratra après avoir pris
20 sa source dans la forêt de l'est sous le nom de Fisakana,
21 dans la région est du canton de Miarinavaratra.
22 Elle traverse les sous-préfectures de Fandriana et d'Ambositra,
23 et sépare celles de Betafo et d'Ambatofinandrahana.
24 Sur sa rive gauche, la Mania reçoit
25 l'Ivato,
26 l'Imorona,
27 l'Ikoly,
28 la Menala
29 et la Sakeny qui dévale du massif de Makay et,
30 sur sa rive droite,
31 la Fitanamaria,
32 la Sakorendrika,
33 la Manandona
34 qui descend de l'Iankina,
35 l'Isakely et la Iandratsay qui passe près de Betafo. [1.11]
Ohatra  36  Andriambelosalama teo avaratry ny Mania [2.48]
Voambolana  37  Haitoetany: renirano, farihy
Kamban-teny rehetra  38 Amoron'i Mania
Sary 

Fivaditsoratra  39 amany, 40 amina, 41 maina, Maina, mañia, mania, Mania, 42 miaña, miana, 43 Naima

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27