|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manifotra |
| Fototeny | 2 hifotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mameno, manentsina, manampina
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 manifotra |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 ilazana ny tany mafy ny ambony nefa malemy ny ambany
12 Entina milaza koa ny olona mora kivy raha mbola tsy nanandrana akory [1.1] |
| Fivaditsoratra | manifotra, 13 mifañotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|