|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manify |
| Fototeny | 2 nify |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy matevina, kararavina: Taratasy manify
5 Tsy mifanety, tsy mikitroka: Efa ho soja Ramatoa iny fa manify dia manify ny volony 6 Tsy dia manankarena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 thin (not of liquids)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 être mince, peu serré, clairsemé
9 être peu riche [1.3] 10 mince [1.8, 1.13, 1.5] 11 peu épais [1.8] 12 fin [1.13] |
| Ohatra |
13 Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|