| Entry | 1 maninta |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 sinta |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Maharary noho ny asa mamizana mafy natao na noho ny fibatana enta-mavesatra: Maninta ny lamosiko noho ilay fitaomana birikin-dry Dadatoa omaly |
| Anagrams | 8 mananty, maninta, namitan, natanim, nitanam, tamanin, taninam |
| Updated on 2025/07/29 |
|