|
|
|
|

Teny iditra1  manioka
Fototeny  2 sioka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza rivotra mitsoka kely
5 Enti-milaza ny nify mararirary kely toy ny nisy rivotra tafiditra any anatiny [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 kamoina, 10 manaoky, manioka, 11 mañoaky, 12 mianoka, 13 mikaona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12