|
|
|
|

Entry (1/2)1  manipaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  tsipaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mandaka: Aza manipaka ny zokinao re, anaka, fa tsy fanao
Manosika amin' ny tongotra: Aza manipaka ny lamba firakofana sao mangatsiaka ka mandraiki-marary
Manda, tsy manaiky: Manipaka ny hevitry ny maro Rabe, ka osa izay hanjò azy!
Manary: Manipaka an-dRalay tsy ho zana, ny intsony rainy, fa tafahoatra loatra ny ditrany

Entry (2/2)9  manipaka
Part of speech  10  active verb
Explanations in Malagasy  11  [1.78] [Tambahoaka, Bara, Sihanaka] mitsipika

Anagrams  12  ampakany, manapika, manipaka, mipanaka, mpanaika, mpianaka

Updated on 2025/07/29