Entry (1/2) | 1 manipy |
Root | 2 tsipy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandefa zavatra mafy amin' ny tanana, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany! Manary: Aza manipy rano eny an-dalambe fa mety handena olona ianao [1.1] |
Explanations in French |
5 lancer [1.13] |
Examples |
6 Koa manipy teny aminareo izahay;
[2.587#]
7 Dia manipy kitay iray tanana ny ao an-trano. [1.437#] 8 Vita izay, i Mira mandatsaka katsaka, izaho kosa manipy tsaramaso ary manototra ny lavaka. [2.117#] |
Morphology |
|
All compound words | 13 2 combinations of this word |
Entry (2/2) | 14 manipy |
Root | 15 tsipy |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 mamafy (voa ) [Tambahoaka, Bara]
[1.78] |
Anagrams | 18 ampiny, 19 manipy, 20 mipany, 21 mpinia |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |