|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manisin-delo |
| Singan-teny | 2 manisina, 3 lelo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mamoaka ny lelo amin' ny fanosehan' ny rivotra azy avy any anaty orona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to blow the nose
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 se moucher
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|