|
|
|
|

Teny iditra1  mañitahita
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mampalaky, mandodona: Añao roa aza dia mahere mañitahita kilonga homam- bare mahamae (Aza dia mandodona mafy ny ankizy mihinam-bary mahamay re ianao) [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17