|
|
|
|

Entry1  manitatra
Part of speech  2  active verb
Root  3  itatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manalehibe, manalalaka, manely: Nanitatra ny tranony Rabe fanitombo ny zanaka aman-jafiny ~ Mahay manitatra ny fanjakany io mpanjaka io
Mampitombo na habe na habetsahana: Manitatra ny fahalalana ny vakiteny
Mampitombo filaza: Olona roa no maty tamin' ilay lozam-piarakodia teo Antanimena natal nolazaln' ny gazety fa valo; loza ny gazety sasany raha hanitatra
Explanations in French  9  [1.13] élargir, agrandir, exagérer, étendre
Analogs  10  matavy filaza, manao tera-bao filaza, manao filazan-dramitraho
Proverbs  11  Proverbs containing the word manitatra

Anagrams  12  itantaram, manatitra, manitatra, mitantarĂ , mitantara, namatitra, nitataram, tantaraim

Updated on 2025/08/10