|
|
|
|

Teny iditra1  manitsakitsaka
Fototeny  2 hitsakitsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mañitsakitsaka] 4 manao tsinontsinona ny namana, manavakavaka na mampihisaka amin'ny tongotra [Betsimisaraka] [1.78]
Tovy hevitra  5 mañitsaka
Kamban-teny rehetra  6 manitsakitsa-bady

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09