|
|
|
|

Entry1  manivaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  ivaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.78] [Sihanaka] manavatsava, mamakivaky
9  [1.1] Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivaka teto afovoan' ny olona
Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivaka no tsy hitanay akory ~ Misy feo manivaka izany ka maharatsy ny hira
Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivaka ny sasany itony rehefa mandalo
Explanations in English  10  [1.7] to cut across, to take a shortcut
Explanations in French  11  [1.8] prendre un raccourci, traverser
Synonyms  12  manivakivaka

Anagrams  13  ivakanam, manavika, manivaka, mivakàna, mivakana, mivanàka, mivanaka, mivanakà, niakavam

Updated on 2025/08/10