|
|
|
|

Entry1  manjaika
Part of speech  2  active verb
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Enti-milaza ny omby mijanona tsy miraoka ahitra fa mijoro -- na midaboka mandry -- ka mandinika, na mamadikota ny ahitra efa tonga any an-kibo

Anagrams  7  makajany, manjaika, miakanja, mianjaka

Updated on 2025/07/29