|
|
|
|

Teny iditra1  Manjakatsiroa
Singan-teny  2 manjaka, 3 tsy, 4 roa
Sokajin-teny  5  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  6 nom d'un fétiche royal auquel on accordait
7 le pouvoir d'affermir l'autorité du roi et qu'on
8 logeait dans une case réservée au dedans
9 même de l'enceinte d'Anatirova, jusqu'à
10 la date du 29 janvier 1869 où Sa
11 Majesté Ranavalona II, passant
12 publiquement au christianisme, le
13 répudia à Imananona. C'est à cet
14 endroit qu'il fut brûlé le 9 septembre
15 de la même année sur les ordres de la reine. [1.11]
Ohatra  16  Indreto àry, ny Andriana, ry Kelimalaza mivady sy i manjakatsiroa [2.528#22]
17  Ary nony efa nandihy ny vahoaka, dia manasina any manjakatsiroa ny vahoaka. [2.48]
Voambolana  18  Finoana
Tsipelina hafa  19 imanjakatsiroa, imanjakatsiroa
Tsanganana sy sary iray takila  20  Ny sampy taloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17