|
|
|
|

Teny iditra1  manjambena
Fototeny  2 jambena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Vizana ka mila tsy hahita (maso) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to dazzle, to blind temporarily [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 éblouir, aveugler temporairement [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  10 manajambena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12