|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manjavona
Fototeny  2 zavona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny andro rehefa misy zavona: Nanjavona (ny andro) aninaraina
5 Enti-milaza fahitana zavatra, tsy dia mazava tsara fa manjavozavo: Manjavona no fahitako iry trano iry
6 Mandositra na tsy hita foana tao: Nanjavona foana teo ilay mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to glide by rapidly, to disappear
8 to be misty or foggy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 se dit du temps de brouillard
10 passer rapidement, disparaître; [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  14 ramanjavona
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)16  manjavona
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 Helichrysum mutisiaefolium Less. (Asteraceae).
19 Plante qui affectionne les sommets montagneux noyés dans la brume. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17